ECOLE SUPERIEURE POLYTECHNIQUE
ESPACE DELEGUES
LOGIN
MOT DE PASSE
 

Demander votre login et mot de passe par MP sur le compte facebook : data poly
PRECISER VOTRE CLASSE

NY CENTRE DE DONNEES DIA TSY MANAVAKA NY PARCOURS FA NIVEAU SY MENTION IHANY,

KA TOKONY MIFANARAKA NY DELEGE RAHA MISY DELEGUES SAMIHAFA ISAKY NY PARCOUS AO AMIN NY NIVEAU ANAKIRAY

OHATRA

: GMI MISY GI SY GMD

1 - miditra amin'ny lien : https://annuaire.jsespa2020.com/data.php
2 - mampiditra ny login sy mot de passe nalefa tamin'ny mp
3 - verifier ligne par ligne ny info an'ny mpianatra ka raha misy diso na tsy misy dia cliquer-na ilay MIS A JOUR mifanitsy ny mpianatra tsirairay avy,
4 - cliquer-na ny enregistrer isakyny vita ny mpianatra iray
5 - clicquer-na ny CLOSE rehefa vita ny mis à jour,
6 - Manana hatamin'ny zoma alohan'ny amin'ny 9 ianareo
7 - mandefa MP indray rehefa vita ny mis à jour rehetra
MISAOTRA AMIN'NY FIARAHA MIASA